|
|
|
|

Teny iditra1  akanjo rebaka
Singan-teny  2 akanjo, 3 rebaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 akanjo lava saiky mirefarefa amin' ny tany [1.1]
Tovy hevitra  6 akanjo rebareba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12